Luke 23:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanomboka niampanga Azy izy ireo hoe: Izy ity hitanay nampiodina ny firenenay sady nandrara tsy handoa hetra ho an’i Kaisara ary nilaza ny tenany ho Kristy Mpanjaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ry zareo niampanga Azy toy izao: «Azonay nampiodina ny firenenay Ilay io, sy nandrara tsy handoa hetra ho an’i Sezara, ary nilaza ny Tenany ho Kristy mpanjaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nanomboka niampanga Azy nanao hoe: –Ity olona ity hitanay manakorontana ny firenenay sy mandrara tsy handoa hetra amin’ny amperôra rômanina ary mihambo ny tenany ho Mesia mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
dia niampanga Azy ka nanao hoe: Ilehity hitanay nampiodina ny firenenay sady nandrara tsy handoa hetra ho an'i Kaisara ka nilaza ny tenany ho Kristy Mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanomboka niampanga Azy izy ireo hoe: Izy ity hitanay nampiodina ny firenenay sady nandrara tsy handoa hetra ho an’i Kaisara ary nilaza ny tenany ho Kristy* Mpanjaka.
malagasy
dia niampanga Azy ka nanao hoe: Ilehity hitanay nampiodina ny firenenay sady nandrara tsy handoa hetra ho an'i Kaisara ka nilaza ny tenany ho Kristy Mpanjaka.