Luke 23:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria tian’i Pilato hafahana Jesosy dia nifandahatra tamin’ireo indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia mbola niteny ihany i Pilaty, fa te handefa an’i Jesoa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola niteny ihany i Pilato satria te handefa an’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary satria tian'i Pilato halefa Jesosy, dia niteny indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria tian’i Pilato hafahana Jesosy dia nifandahatra tamin’ireo indray izy.
malagasy
Ary satria tian'i Pilato halefa Jesosy, dia niteny indray izy.