Luke 23:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olona kosa dia niantsoantso hoe: Homboy, homboy amin’ny hazofijaliana Izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nefa niantso mafy ny vahoaka nanao hoe: «Fantsiho! fantsiho amin’ny Hazofijaliana Izy!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa niantsoantso mafy ny vahoaka nanao hoe: –Homboy, homboy amin’ny hazofijaliana io!
Malagasy Bible 1865
Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olona kosa dia niantsoantso hoe: Homboy, homboy amin’ny hazofijaliana Izy!
malagasy
Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!