Luke 23:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niteny tamin’izy ireo fanintelony izy hoe: Inona ary no ratsy nataony? Tsy hitako izay helony tokony hahafaty Azy; koa hofaiziko Izy dia halefako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niteny tamin’izy ireo fanintelony indray i Pilaty nanao hoe: «Inona àry no ratsy nataony? Tsy hitako izay heloka tokony hahafaty Azy; ka hofaiziko Izy, dia halefako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niteny fanintelony indray i Pilato nanao hoe: –Inona àry no ratsy nataony? Tsy hitako velively izay heloka tokony hahafaty Azy; noho izany, hasaiko hokapohina Izy dia halefako.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy taminy fanintelony: Ka inona ary no ratsy nataony: tsy hitako izay helony tokony hahafaty Azy koa hofaizako Izy, dia halefako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niteny tamin’izy ireo fanintelony izy hoe: Inona ary no ratsy nataony? Tsy hitako izay helony tokony hahafaty Azy; koa hofaiziko Izy dia halefako.
malagasy
Fa hoy izy taminy fanintelony: Ka inona ary no ratsy nataony: tsy hitako izay helony tokony hahafaty Azy koa hofaizako Izy, dia halefako.