Luke 23:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nanapa-kevitra hanaiky izay nangatahin’izy ireo i Pilato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasain’i Pilaty hatao izay nangatahiny;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namoaka didim-pitsarana i Pilato nampanao izay notakîny.
Malagasy Bible 1865
Ary Pilato dia nandidy hanao izay nangatahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nanapa-kevitra hanaiky izay nangatahin’izy ireo i Pilato.
malagasy
Ary Pilato dia nandidy hanao izay nangatahiny.