Luke 23:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nanafaka ilay natao tao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy ny vonoan’olona izy satria io no nangatahin’ny olona; fa Jesosy kosa natolony araka ny sitrapon’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ilay notadiaviny ho afaka sy natao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy vonoana olona moa nalefany, ary i Jesoa kosa natolony hanaovany izay sitrapony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay natao am-ponja satria nanao fikomiana sady nahafaty olona moa nalefany araka ny notakîn-dry zareo, fa i Jesoa kosa natolony azy hanaovany izay sitrapony.
Malagasy Bible 1865
Ary dia nalefany ilay natao tao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy ny vonoan-olona, satria io no nangatahiny; fa Jesosy kosa natolony hataony araka ny sitrapony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nanafaka ilay natao tao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy ny vonoan’olona izy satria io no nangatahin’ny olona; fa Jesosy kosa natolony araka ny sitrapon’ireo.
malagasy
Ary dia nalefany ilay natao tao an-tranomaizina noho ny fikomiana sy ny vonoan-olona, satria io no nangatahiny; fa Jesosy kosa natolony hataony araka ny sitrapony.