Luke 23:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ary nisy koa vehivavy maro izay niteha-tratra sady nitomany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy sy vehivavy koa izay nandòn-tratra nitomany Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vahoaka betsaka no nanaraka an’i Jesoa ary anisan’izany vehivavy maro izay nandona tratra sady nitomany Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ary vehivavy maro izay niteha-tratra sady nitomany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ary nisy koa vehivavy maro izay niteha-tratra sady nitomany Azy.
malagasy
Ary nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy ary vehivavy maro izay niteha-tratra sady nitomany Azy.