Luke 23:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy nitodika tamin’izy ireo ka niteny hoe: Ry zanakavavin’i Jerosalema, aza mitomany Ahy fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nitodika azy ireo i Jesoa ka nanao hoe: «Ry zanaka vavin’i Jerosalema, aza mitomany Ahy foana, fa ny tenanareo sy ny zanakareo no itomanio,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitodika azy ireto i Jesoa ka nanao hoe: –Ry vehivavy eto Jerosalema, aoka izay ny fitomaniana Ahy, fa ny tenanareo sy ny zanakareo itomaniana!
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy nitodika azy ka nanao hoe: Ry zanakavavin'i Jerosalema, aza mitomany Ahy, fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy nitodika tamin’izy ireo ka niteny hoe: Ry zanakavavin’i Jerosalema, aza mitomany Ahy fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo.
malagasy
Fa Jesosy nitodika azy ka nanao hoe: Ry zanakavavin'i Jerosalema, aza mitomany Ahy, fa mitomania ny tenanareo sy ny zanakareo.