Luke 23:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa indro, ho avy ny andro izay hilazana hoe: Sambatra ny momba sy ny kibo izay tsy nitoeran-jaza ary ny nono izay tsy ninonoan-jaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa indro ho avy ny andro hanaovana hoe: ‹Sambatra ny momba sy ny kibo izay tsy niteraka ary ny nono izay tsy ninonoana.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ho avy ny andro hilazana hoe: «Sambatra ny vehivavy momba, tsy niteraka sady tsy nampinono!»
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, ho avy ny andro izay hilazany hoe: Sambatra ny momba sy ny kibo izay tsy niteraka ary ny nono izay tsy ninonoan-jaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa indro, ho avy ny andro izay hilazana hoe: Sambatra ny momba sy ny kibo izay tsy nitoeran-jaza ary ny nono izay tsy ninonoan-jaza.
malagasy
Fa, indro, ho avy ny andro izay hilazany hoe: Sambatra ny momba sy ny kibo izay tsy niteraka ary ny nono izay tsy ninonoan-jaza.