Luke 23:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia namaly azy Izy hoe: Voalazanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanontany Azy i Pilaty nanao hoe: «Moa mpanjakan’ny Jody va Ianao?» ka novaliany hoe: «Voalazanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Pilato kosa nanontany an’i Jesoa hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia novaliany hoe: –Anao izany teny izany!
Malagasy Bible 1865
Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Voalazanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy*? Dia namaly azy Izy hoe: Voalazanao.
malagasy
Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Ary Izy namaly azy ka nanao hoe: Voalazanao.