Luke 23:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hilaza amin’ny tendrombohitra ny olona hoe: «Mianjerà aminay; ary amin’ny havoana hoe: Saròny izahay» (Hos 10.8).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay ny olona vao hilaza amin’ny tendrombohitra hoe: ‹Mianjerà aminay› sy amin’ny havoana hoe: Saròny izahay;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay ny tendrombohitra hilazan’ny olona hoe: «Ianjerao izahay»; ary ny havoana hilazany hoe: «Saròny izahay!»
Malagasy Bible 1865
Dia hilaza amin'ny tendrombohitra hoe izy: Mianjerà aminay; ary amin'ny havoana hoe: Saròny izahay (Hos. 10. 8).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hilaza amin’ny tendrombohitra ny olona hoe: «Mianjerà aminay; ary amin’ny havoana hoe: Saròny izahay» (Hos 10.8).
malagasy
Dia hilaza amin'ny tendrombohitra hoe izy: Mianjerà aminay; ary amin'ny havoana hoe: Saròny izahay (Hos. 10. 8).