Luke 23:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha ataony amin’ny hazo maitso izao, inona no hanjo ny hazo maina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha toy izany no ataony amin’ny hazo lena, hatao ahoana amin’ny maina?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha izao no hatao amin’ny hazo maitso, inona no hihatra amin’ny hazo maina?
Malagasy Bible 1865
Fa raha ataony amin'ny hazo maitso izany hatao ahoana amin'ny maina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha ataony amin’ny hazo maitso izao, inona no hanjo ny hazo maina?
malagasy
Fa raha ataony amin'ny hazo maitso izany hatao ahoana amin'ny maina?