Luke 23:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy koa olon-dratsy roa lahy noentina hiaraka hovonoina Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy olon-dratsy roa lahy koa nentin’ny miaramila, hiara-kovonoina amin’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy koa olon-dratsy roa lahy nentina hiara-kovonoina amin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy olon-dratsy roa lahy nentina hiaraka hovonoina aminy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy koa olon-dratsy roa lahy noentina hiaraka hovonoina Aminy.
malagasy
Ary nisy olon-dratsy roa lahy nentina hiaraka hovonoina aminy koa.