Luke 23:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga teo amin’ny toerana atao hoe Ikarandoha izy ireo dia teo no nanomboany an’i Jesosy sy ireo olon-dratsy ireo, ny iray dia teo ankavanany ary ny iray dia teo ankaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany amin’ny fitoerana atao hoe Kalvery izy ireo, dia nofantsihany tamin’ny Hazofijaliana Izy, sy ireo mpangalatra ireo, ny iray moa teo ankavanany ary ny iray kosa teo ankaviany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tany amin’ny toerana atao hoe Ikarandoha, dia nohomboana tamin’ny hazofijaliana i Jesoa mbamin’ireo olon-dratsy, ka ny iray teo ankavanany, ny iray teo ankaviany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa tonga teo amin'ny tany atao hoe Ikarandoha izy, dia teo no namonoany an'i Jesosy sy ireo olon-dratsy ireo, ny anankiray teo ankavanany ary ny anankiray teo ankaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga teo amin’ny toerana atao hoe Ikarandoha izy ireo dia teo no nanomboany an’i Jesosy sy ireo olon-dratsy ireo, ny iray dia teo ankavanany ary ny iray dia teo ankaviany.
malagasy
Ary rehefa tonga teo amin'ny tany atao hoe Ikarandoha izy, dia teo no namonoany an'i Jesosy sy ireo olon-dratsy ireo, ny anankiray teo ankavanany ary ny anankiray teo ankaviany.