Luke 23:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony. Dia nanaovany antsapaka no fizara ny fitafiany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa: «Raiko, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony.» Ary nanaovan’izy ireo loka no fizara ny fitafiany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Jesoa namerimberina hoe: –Ray ô, avelao ny helony fa tsy fantany izay ataony! Dia nifampizaràn’ireo miaramila ny fitafian’i Jesoa ka nanaovany loka.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony.Dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony. Dia nanaovany antsapaka no fizara ny fitafiany.
malagasy
Ary hoy Jesosy: Raiko ô, mamelà ny helony, fa tsy fantany izay ataony.Dia nanaovany loka no fizara ny fitafiany.