Luke 23:36 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihomehy Azy koa ny miaramila, dia nanatona ka nanome Azy vinaingitra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny miaramila koa naneso Azy ka nanatona nanolotra vinaingitra Azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny miaramila koa naneso an’i Jesoa ka nanatona hanome vinaingitra Azy
Malagasy Bible 1865
Ary ny miaramila koa nihomehy Azy, dia nankeo ka nanome Azy vinaingitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihomehy Azy koa ny miaramila, dia nanatona ka nanome Azy vinaingitra
malagasy
Ary ny miaramila koa nihomehy Azy, dia nankeo ka nanome Azy vinaingitra,