Luke 23:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy soratra koa teo amboniny hoe: ity no mpanjakan’ny jiosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo ambonin’ny lohany koa dia nisy soratra tamin’ny teny grika sy latinina ary hebrio nanao hoe: ITY NO MPANJAKAN’NY JODY.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teo ambonin’ny lohan’i Jesoa dia nasiana soratra hoe: «Ity no Mpanjakan’ny Jiosy!»
Malagasy Bible 1865
Ary nisy soratra teo amboniny nanao hoe: ITY NO MPANJAKAN'NY JIOSY.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy soratra koa teo amboniny hoe: ity no mpanjakan’ny jiosy .
malagasy
Ary nisy soratra teo amboniny nanao hoe: ITY NO MPANJAKAN'NY JIOSY.