Luke 23:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny iray tamin’ireo olon-dratsy nahantona teo dia niteny ratsy Azy hoe: Tsy Ianao va no Kristy? Vonjeo ny tenanao sy izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny anankiray tamin’ireo mpangalatra izay nihantona teo dia nanevateva Azy nanao hoe: «Raha Ianao no Kristy, vonjeo ny Tenanao sy izahay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny anankiray tamin’ireo olon-dratsy nihantona teo dia nanevateva Azy ka nanao hoe: –Tsy Ianao tokoa ve no ilay Mesia? Vonjeo ny tenanao ary vonjeo koa izahay.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray tamin'ireo olon-dratsy nahantona teo ireo dia niteny ratsy Azy ka nanao hoe: Tsy Hianao va no Kristy? vonjeo ny tenanao sy izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny iray tamin’ireo olon-dratsy nahantona teo dia niteny ratsy Azy hoe: Tsy Ianao va no Kristy*? Vonjeo ny tenanao sy izahay.
malagasy
Ary ny anankiray tamin'ireo olon-dratsy nahantona teo ireo dia niteny ratsy Azy ka nanao hoe: Tsy Hianao va no Kristy? vonjeo ny tenanao sy izahay.