Luke 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Pilato tamin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny vahoaka: Tsy hitako izay helok’ity Lehilahy ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Pilaty tamin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny vahoaka: «Tsy hitako izay mahameloka io Lehilahy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Pilato tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny vahoaka: –Tsy ahitako heloka na iray aza ity Lehilahy ity!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Pilato tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny vahoaka: Tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Pilato tamin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny vahoaka: Tsy hitako izay helok’ity Lehilahy ity.
malagasy
Dia hoy Pilato tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny vahoaka: Tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity.