Luke 23:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa niteny kosa ilay iray sady nananatra ny namany hoe: Moa tsy mba matahotra an’Andriamanitra va ianao na dia ianao voaheloka izao koa aza?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nanarin’ilay anankiray izy, nataony hoe: «Ialahy koa ve tsy matahotra an’Andriamanitra, saingy hoe samy voaheloka ho faty izao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niteny azy mafy kosa ilay faharoa nanao hoe: –Tsy matahotra an’Andriamanitra mihitsy ve ianao, na dia voaheloka miaraka amin’ity olona ity aza?
Malagasy Bible 1865
Fa namaly kosa ilay anankiray, sady nananatra ny namany ka nanao hoe: Moa ianao koa tsy mba matahotra an'Andriamanitra na dia izao samy voaheloka izao aza?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa niteny kosa ilay iray sady nananatra ny namany hoe: Moa tsy mba matahotra an’Andriamanitra va ianao na dia ianao voaheloka izao koa aza?
malagasy
Fa namaly kosa ilay anankiray, sady nananatra ny namany ka nanao hoe: Moa ianao koa tsy mba matahotra an'Andriamanitra na dia izao samy voaheloka izao aza?