Luke 23:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Marina ny anamelohana antsika satria mandray ny valin’ny nataontsika isika; fa ity Lehilahy ity kosa, tsy mba nanao ratsy na dia kely akory aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny antsika dia rariny izao, satria mandray ny valin’ny ratsy nataontsika isika; fa ny Azy kosa tsy mba nanao ratsy na inona na inona Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny antsika roa lahy dia rariny izao, satria valin’ny natao no raisina; fa ny Azy kosa, tsy mba nisy ratsy nataony na inona na inona.
Malagasy Bible 1865
Ary marina ny anamelohany antsika, satria mandray ny valin'ny nataontsika isika; fa ity Lehilahy ity kosa tsy mbola nanao zavatra tsy mety na dia kely akory aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Marina ny anamelohana antsika satria mandray ny valin’ny nataontsika isika; fa ity Lehilahy ity kosa, tsy mba nanao ratsy na dia kely akory aza.
malagasy
Ary marina ny anamelohany antsika, satria mandray ny valin'ny nataontsika isika; fa ity Lehilahy ity kosa tsy mbola nanao zavatra tsy mety na dia kely akory aza.