Luke 23:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa tonga any amin’ny fanjakanao Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy tamin’i Jesoa: «Tompoko, tsarovy aho rehefa mby any amin’ny fanjakanao Ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia izao no naverimberiny: –Jesoa ô, mba tsarovy aho rahatrizay ho avy indray Ianao amin’ny maha Mpanjaka Anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa avy amin'ny fanjakanao Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa tonga any amin’ny fanjakanao Ianao.
malagasy
Ary hoy izy: Jesosy ô, tsarovy aho, rehefa avy amin'ny fanjakanao Hianao.