Luke 23:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hiarahanao Amiko any Paradisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny navalin’i Jesoa azy: «Lazaiko marina aminao fa anio dia hihaona amiko any am-paradisa ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Jesoa taminy: –Lazaiko marina aminao fa anio ihany dia ho tafaraka amiko any am-paradisa ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hiarahanao Amiko any Paradisa*.
malagasy
Dia hoy Jesosy taminy: Lazaiko aminao marina tokoa: Anio no hihaonanao amiko any Paradisa.