Luke 23:45 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nihamaizina ny masoandro, ary triatra misasaka ny efitra lamba tao amin’ny tempoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa nihamaizina ny masoandro; ary rovitra nisasaka roa ny efitra lamba tao amin’ny Tempoly.
Malagasy Bible 1865
satria nihamaizina ny masoandro, ary triatra misasaka ny efitra lamba teo amin'ny tempoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nihamaizina ny masoandro, ary triatra misasaka ny efitra lamba tao amin’ny tempoly.
malagasy
satria nihamaizina ny masoandro, ary triatra misasaka ny efitra lamba teo amin'ny tempoly.