Luke 23:46 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso tamin’ny feo mahery Jesosy hoe: «Ray ô, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko» (Sal 31.5); rehefa niteny izany Izy dia afaka ny ainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary niantso tamin’ny feo mahery i Jesoa nanao hoe: «Raiko! apetrako ao an-tananao ny fanahiko.» Nony voalazany izany, dia niala aina Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary niantso tamin’ny feo mahery i Jesoa nanao hoe: –Ray ô, apetrako eo am-pelatananao ny aiko! Avy nilaza izany Izy, dia niala aina.
Malagasy Bible 1865
Ary niantso tamin'ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Raiko ô, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko (Sal. 31. 5); ary rehefa niteny izany Izy, dia afaka ny ainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso tamin’ny feo mahery Jesosy hoe: «Ray ô, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko» (Sal 31.5); rehefa niteny izany Izy dia afaka ny ainy.
malagasy
Ary niantso tamin'ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Raiko ô, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko (Sal. 31. 5); ary rehefa niteny izany Izy, dia afaka ny ainy.