Luke 23:47 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nahita izay zava-nitranga teo ny kapiteny dia nankalaza an’Andriamanitra hoe: Tena olona marina tokoa io Lehilahy io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nahita ny zava-niseho teo ny kapiteny, dia nankalaza an’Andriamanitra ka nanao hoe: «Tena olo-marina tokoa io Lehilahy io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita ny zava-nitranga ilay kapiteny rômanina ka nanome voninahitra an’Andriamanitra sady niteny hoe: –Tena olo-marina tokoa io Lehilahy io!
Malagasy Bible 1865
Ary ny kapiteny, raha nahita izay zavatra tonga teo, dia nankalaza an'Andriamanitra ka nanao hoe: Lazaiko tokoa fa marina io Lehilahy io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nahita izay zava-nitranga teo ny kapiteny dia nankalaza an’Andriamanitra hoe: Tena olona marina tokoa io Lehilahy io.
malagasy
Ary ny kapiteny, raha nahita izay zavatra tonga teo, dia nankalaza an'Andriamanitra ka nanao hoe: Lazaiko tokoa fa marina io Lehilahy io.