Luke 23:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny vahoaka rehetra dia niara-nirohotra mba hijery izay niseho, ary raha nahita ny zava-nitranga ireo dia niverina sady niteha-tratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vahoaka rehetra vory teo mba hijery koa, nony nandinika ny zava-niseho, dia lasa niverina nandondòna ny tratrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny vahoaka rehetra vory teo mba hizaha dia nanatri-maso ny zava-nitranga, ka lasa niverina nandondòn-tratra noho ny alahelo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny vahoaka rehetra izay vory teo mba hijery izany, raha nahita ny zavatra tonga teo, dia niverina miteha-tratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny vahoaka rehetra dia niara-nirohotra mba hijery izay niseho, ary raha nahita ny zava-nitranga ireo dia niverina sady niteha-tratra.
malagasy
Ary ny vahoaka rehetra izay vory teo mba hijery izany, raha nahita ny zavatra tonga teo, dia niverina miteha-tratra.