Luke 23:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny olom-pantany rehetra sy ny vehivavy izay nanaraka Azy avy tany Galilia kosa dia nijanona teny lavidavitra teny nijery izany zavatra izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny olom-pantatr’i Jesoa rehetra kosa dia nijoro teny lavidavitra omban’ireo vehivavy nanaraka Azy avy tany Galilea, ka samy nijery izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny olom-pantatr’i Jesoa rehetra mbamin’ireo vehivavy nanaraka Azy hatrany Galilea kosa nijanona teny lavidavitra teny ka nahita izany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny olom-pantany rehetra sy ny vehivavy izay nanaraka Azy avy tany Galilia dia nijanona teny lavidavitra eny nijery izany zavatra izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny olom-pantany rehetra sy ny vehivavy izay nanaraka Azy avy tany Galilia kosa dia nijanona teny lavidavitra teny nijery izany zavatra izany.
malagasy
Fa ny olom-pantany rehetra sy ny vehivavy izay nanaraka Azy avy tany Galilia dia nijanona teny lavidavitra eny nijery izany zavatra izany.