Luke 23:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa vao mainka nanizingizina ireo hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra manerana an’i Jodia rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatratỳ.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa vao mainka nanao letrezana izy ireo nanao hoe: «Mampiodina ny vahoaka Izy, aeliny eran’i Jodea manontolo ny fampianarany, dia hatrany Galilea izay nanombohany ka hatraty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa vao mainka nandentika ry zareo nanao hoe: –Mampiodina ny vahoaka eran’i Jodea manontolo Izy amin’ny fampianarana ataony, hatrany Galilea izay nanombohany ka hatratỳ.
Malagasy Bible 1865
Fa vao mainka nandentika ireo ka nanao hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra eran'i Jodia rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatraty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa vao mainka nanizingizina ireo hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra manerana an’i Jodia* rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatratỳ.
malagasy
Fa vao mainka nandentika ireo ka nanao hoe: Nampiodina ny olona Izy sady nampianatra eran'i Jodia rehetra, nanomboka hatrany Galilia ka hatraty.