Luke 23:50 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy lehilahy antsoina hoe Josefa, izay isan’ny mpanolotsaina tao amin’ny Sinedriona, lehilahy tsara fanahy sady marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nisy lehilahy tsara fanahy sady marina anankiray atao hoe Josefa izay anisan’ny Sanedrìna;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indro nisy lehilahy atao hoe Jôsefa, avy any Harimatia tanàna ao Jodea. Olona tsara fanahy sady marina ary fatra-piandry ny Fanjakàn’Andriamanitra izany lehilahy izany, anisan’ny mpitsara ambony amin’ny Jiosy saingy tsy mba niombon-kevitra sy tetika tamin’ireo namany.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Josefa, izay isan'ny Synedriona, dia lehilahy tsara fanahy sady marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy lehilahy antsoina hoe Josefa, izay isan’ny mpanolotsaina tao amin’ny Sinedriona, lehilahy tsara fanahy sady marina.
malagasy
Ary, indro, nisy lehilahy atao hoe Josefa, izay isan'ny Synedriona, dia lehilahy tsara fanahy sady marina.