Luke 23:51 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany lehilahy izany dia tsy mba nanaiky ny hevitra sy ny zavatra nataon’ny sasany; avy tany Arimatia tanànan’ny Jiosy izy sady niandry ny fanjakan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy mba nisy neken’izy io na ny hevi-dratsin’ny sasany na ny nataon’izy ireo; avy any Arimatia tanànan’i Jodea izy, ary mba nanantena ny fanjakan’Andriamanitra koa.
Malagasy Bible 1865
Izany lehilahy izany tsy nanaiky ny hevitra sy ny nataon'ny sasany; avy tany Arimatia, tanànan'ny Jiosy, izy sady niandry ny fanjakan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany lehilahy izany dia tsy mba nanaiky ny hevitra sy ny zavatra nataon’ny sasany; avy tany Arimatia tanànan’ny Jiosy* izy sady niandry ny fanjakan’Andriamanitra.
malagasy
Izany lehilahy izany tsy nanaiky ny hevitra sy ny nataon'ny sasany; avy tany Arimatia, tanànan'ny Jiosy, izy sady niandry ny fanjakan'Andriamanitra.