Luke 23:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nankao amin’i Pilato izy ka nangataka ny fatin’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanatona an’i Pilaty izy, ka nangataka ny vatan’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanatona an’i Pilato izy nangataka ny vatan’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Izany lehilahy izany dia nankao amin'i Pilato ka nangataka ny fatin'i Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nankao amin’i Pilato izy ka nangataka ny fatin’i Jesosy.
malagasy
Izany lehilahy izany dia nankao amin'i Pilato ka nangataka ny fatin'i Jesosy.