Luke 23:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nampidininy ny faty ka nofonosiny lamba hariry madinika, dia naleviny tao amin’ny fasana voalavaka tao amin’ny vatolampy, izay tsy mbola nandevenana olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nampidininy ny faty ka nofonosiny lamba, ary naleviny tao anatin’ny fasana anankiray nolavahana tamin’ny vato, sy tsy mbola nandevenana olona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampidinin’i Jôsefa avy teo amin’ny hazofijaliana ny vatan’i Jesoa, nofonosiny lamba sarobidy, ary napetrany tao amin’ny fasana nolavahana tamin’ny vatolampy, mbola tsy nandevenana olona.
Malagasy Bible 1865
Dia nampidininy ny faty ka nofonosiny hariry madinika, dia naleviny tao amin'ny fasana nolavahana tamin'ny vatolampy, izay tsy mbola nandevenana olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nampidininy ny faty ka nofonosiny lamba hariry madinika, dia naleviny tao amin’ny fasana voalavaka tao amin’ny vatolampy, izay tsy mbola nandevenana olona.
malagasy
Dia nampidininy ny faty ka nofonosiny hariry madinika, dia naleviny tao amin'ny fasana nolavahana tamin'ny vatolampy, izay tsy mbola nandevenana olona.