Luke 23:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andro fiomanana izany andro izany, fa efa antomotra ny Sabata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andro fiomanana tamin’izay andro izay, sady efa hiantomboka ny sabata.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zoma hariva fiomanana tamin’izay ary efa hanomboka ny sabata.
Malagasy Bible 1865
Ary andro fiomanana izany andro izany, ka efa antomotra ny Sabata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andro fiomanana izany andro izany, fa efa antomotra ny Sabata*.
malagasy
Ary andro fiomanana izany andro izany, ka efa antomotra ny Sabata.