Luke 23:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina ireo ka nanomana zavamanitra sy menaka manitra. Ary tamin’ny Sabata dia nitsahatra ihany izy ireo araka ny lalàna.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa niverina avy any izy ireo, dia namboatra zava-manitra sy menaka manitra; fa nony sabata ny andro vao nitsahatra araka ny Lalàna izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nody izy ireo ary nanomana zava-manitra sy ilomanitra, fa tamin’ny sabata dia niala sasatra araka ny lalàna.
Malagasy Bible 1865
Ary niverina ireo ka namboatra zava-manitra sy menaka manitra. Ary tamin'ny Sabata dia nitsahatra ihany izy araka ny lalàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina ireo ka nanomana zavamanitra sy menaka manitra. Ary tamin’ny Sabata dia nitsahatra ihany izy ireo araka ny lalàna.
malagasy
Ary niverina ireo ka namboatra zava-manitra sy menaka manitra. Ary tamin'ny Sabata dia nitsahatra ihany izy araka ny lalàna.