Luke 23:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandre izany i Pilato dia nanontany raha olona avy any Galilia Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre ny teny hoe Galilea i Pilaty, dia nanontany raha olona avy any Galilea Izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao ren’i Pilato izany, dia nanontaniany raha Galileanina tokoa ralehilahy.
Malagasy Bible 1865
Raha nandre izany Pilato, dia nanontany raha olona avy any Galilia Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandre izany i Pilato dia nanontany raha olona avy any Galilia Jesosy.
malagasy
Raha nandre izany Pilato, dia nanontany raha olona avy any Galilia Jesosy.