Luke 23:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa fantany fa avy tamin’ny tany tapahin’i Heroda Izy dia nampanateriny tany aminy, fa tany Jerosalema koa i Heroda tamin’izany andro izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nony fantany fa hoe avy any amin’ny tany fehezin’i Herôda Izy, dia nampanateriny tany amin’i Herôda, izay tao Jerosalema koa tamin’izany andro izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony fantany fa avy amin’ny tany fehezin’i Herôda i Jesoa, dia nalefany any amin’i Herôda izay tao Jerosalema koa tamin’izany andro izany.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa fantany fa avy tamin'ny tany tapahin'i Heroda Izy, dia nampanatitra Azy tany amin'i Heroda izy, fa tany Jerosalema koa Heroda tamin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa fantany fa avy tamin’ny tany tapahin’i Heroda Izy dia nampanateriny tany aminy, fa tany Jerosalema koa i Heroda tamin’izany andro izany.
malagasy
Ary rehefa fantany fa avy tamin'ny tany tapahin'i Heroda Izy, dia nampanatitra Azy tany amin'i Heroda izy, fa tany Jerosalema koa Heroda tamin'izany andro izany.