Luke 23:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Faly dia faly i Heroda raha nahita an’i Jesosy; fa efa ela no naniriany hahita Azy satria efa nandre ny Aminy sy nanantena hahita Azy hanao famantarana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faly dia faly i Herôda nony nahita an’i Jesoa, fa ela no naniriany hahita Azy, noho ny fandrenesany Azy efa maresaka erỳ, sady nanantena izy fa hahita Azy hanao fahagagana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Faly dia faly erỳ i Herôda nahita an’i Jesoa, satria efa hatry ny ela no nandre ny lazany sy naniry hihaona aminy; ary nanantena izy fa hahita Azy hanao famantarana.
Malagasy Bible 1865
Ary faly dia faly Heroda, raha nahita an'i Jesosy; fa efa naniry ela hahita Azy izy, satria efa nandre ny aminy ary nanantena hahita famantarana hataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Faly dia faly i Heroda raha nahita an’i Jesosy; fa efa ela no naniriany hahita Azy satria efa nandre ny Aminy sy nanantena hahita Azy hanao famantarana izy.
malagasy
Ary faly dia faly Heroda, raha nahita an'i Jesosy; fa efa naniry ela hahita Azy izy, satria efa nandre ny aminy ary nanantena hahita famantarana hataony.