Luke 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nametraka fanontaniana maro Taminy izy; nefa tsy namaly teny azy akory Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao fanontaniana maro taminy izy, fa tsy namaly na inona na inona kosa i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanaovan’i Herôda fanontaniana maro i Jesoa, fa tsy namaly na teny indraim-bava aza.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nanontany Azy teny maro; fa tsy namaly teny azy akory Jesosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nametraka fanontaniana maro Taminy izy; nefa tsy namaly teny azy akory Jesosy.
malagasy
Ary izy nanontany Azy teny maro; fa tsy namaly teny azy akory Jesosy.