Luke 24:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vao maraina be, tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy ireo nitondra ny zavamanitra izay efa nomaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony marainakoan’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy ireo nitondra ny zava-manitra efa namboariny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny andro alahady, vao maraina mangiran-dratsy, dia lasa ireo vehivavy nankany amin’ny fasana nitondra ny zava-manitra efa voaomany.
Malagasy Bible 1865
Fa nony maraina koa tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia nankany amin'ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vao maraina be, tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, dia nankany amin’ny fasana izy ireo nitondra ny zavamanitra izay efa nomaniny.
malagasy
Fa nony maraina koa tamin'ny andro voalohany amin'ny herinandro, dia nankany amin'ny fasana izy nitondra ny zava-manitra izay efa namboariny.