Luke 24:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo i Maria Magdalena sy i Johana ary i Maria, renin’i Jakoba; ary ny vehivavy sasany izay naman’ireo koa dia nilaza izany tamin’ny Apostoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia i Maria Madelenina sy i Joana ary i Maria renin’i Jakôba izany, ary ny vehivavy hafa niaraka taminy koa dia samy nilaza izany tamin’ny Apôstôly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ireo vehivavy ireo dia i Maria avy any Magdalà sy i Jôhanina ary koa i Maria renin’i Jakôba; ireo vehivavy niaraka tamin’izy telo vavy dia samy nilaza izany koa tamin’ny apôstôly.
Malagasy Bible 1865
Teo Maria Magdalena sy Johana ary Maria, renin'i Jakoba; ary ny vehivavy sasany izay naman'ireo koa dia nilaza izany tamin'ny Apostoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo i Maria Magdalena sy i Johana ary i Maria, renin’i Jakoba; ary ny vehivavy sasany izay naman’ireo koa dia nilaza izany tamin’ny Apostoly.
malagasy
Teo Maria Magdalena sy Johana ary Maria, renin'i Jakoba; ary ny vehivavy sasany izay naman'ireo koa dia nilaza izany tamin'ny Apostoly.