Luke 24:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa noheverin’ireo ho arirarira ihany izany teny izany ka tsy ninoany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nataony ho arirarira foana ny tenin’izy ireo ka tsy ninoany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Saingy noheverin’ny apôstôly ho arirarira foana ny tenin’izy rehetra ka tsy ninoany.
Malagasy Bible 1865
Nefa nataony ho arirarira foana izany teny izany ka tsy ninoany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa noheverin’ireo ho arirarira ihany izany teny izany ka tsy ninoany.
malagasy
Nefa nataony ho arirarira foana izany teny izany ka tsy ninoany.