Luke 24:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indreo, nisy roa lahy tamin’izy ireo nandeha tamin’izany andro izany hankany amin’ny vohitra atao hoe Emaosy, tokony ho enimpolo stadio avy eo Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Androtr’izay ihany dia nisy mpianatra roa lahy nankany amin’ny vohitra anankiray atao hoe Emaosy, tokony ho enimpolo stady raha avy eo Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iny andro alahady iny ihany, dia nisy mpianatra roa lahy nankany amin’ny tanàna kely atao hoe Emaosy, tokony ho 11 kilaometatra avy ao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary, indreo, nisy roa lahy tamin'ireny nandeha tamin'izany andro izany hankany amin'ny vohitra atao hoe Emaosy, tokony ho enim-polo stadio raha any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indreo, nisy roa lahy tamin’izy ireo nandeha tamin’izany andro izany hankany amin’ny vohitra atao hoe Emaosy, tokony ho enimpolo stadio avy eo Jerosalema.
malagasy
Ary, indreo, nisy roa lahy tamin'ireny nandeha tamin'izany andro izany hankany amin'ny vohitra atao hoe Emaosy, tokony ho enim-polo stadio raha any Jerosalema.[Na: Roa ambin'ny folo kilometatra]