Luke 24:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niresaka ny amin’izay zava-nitranga rehetra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niresaka izany zava-niseho rehetra izany izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary teny an-dalana izy roa lahy dia niresaka ireny zava-nitranga rehetra ireny.
Malagasy Bible 1865
Dia niresaka ny amin'izay zavatra rehetra nanjo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niresaka ny amin’izay zava-nitranga rehetra izy.
malagasy
Dia niresaka ny amin'izay zavatra rehetra nanjo izy.