Luke 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha mbola niresaka sy niady hevitra izy ireo dia nanatona Jesosy ka niaraka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha mbola niresaka sy nifampilaza izay heviny teny izy, dia nanatona azy i Jesoa ka niara-dalana taminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola niresaka sy niady hevitra iny izy roa lahy, dia intỳ i Jesoa nanatona niara-dalana taminy;
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niresaka sy niara-nisaina izy, dia nanatona Jesosy ka niaraka taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha mbola niresaka sy niady hevitra izy ireo dia nanatona Jesosy ka niaraka taminy.
malagasy
Ary raha mbola niresaka sy niara-nisaina izy, dia nanatona Jesosy ka niaraka taminy.