Luke 24:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nosakanana ny mason’ireo mba tsy hahafantarany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa voasakana tsy hahafantatra Azy ny mason’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy voasakana tsy hahafantatra Azy ny mason’ireto mpianatra.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny mason'ireo nohazonina mba tsy hahafantarany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nosakanana ny mason’ireo mba tsy hahafantarany Azy.
malagasy
Nefa ny mason'ireo nohazonina mba tsy hahafantarany Azy.