Luke 24:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Zavatra inona moa izany? Ary hoy izy roa lahy taminy: Ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, mpaminany mahery tamin’ny asa sy ny teny teo anatrehan’Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy tamin’ireo: «Zavatra inona moa izany?» Dia hoy ireo: «Ny amin’i Jesoa avy any Nazareta, izay Mpaminany mahery tamin’ny asany sy ny teniny teo anatrehan’Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Zavatra inona moa izany? Ka novalian’izy roa lahy hoe: –Ny amin’i Jesoa avy any Nazareta, Izay mpaminany mahery tamin’ny asany sy tamin’ny teniny teo anatrehan’Andriamanitra sy ny vahoaka manontolo;
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Zavatra manao ahoana moa izany? Ary hoy izy roa lahy taminy: Ny amin'i Jesosy avy any Nazareta, mpaminany mahery tamin'ny asa sy ny teny teo anatrehan'Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Zavatra inona moa izany? Ary hoy izy roa lahy taminy: Ny amin’i Jesosy avy any Nazareta, mpaminany mahery tamin’ny asa sy ny teny teo anatrehan’Andriamanitra sy ny vahoaka rehetra,
malagasy