Luke 24:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hitany fa indro, ny vato efa voakodia niala tamin’ny fasana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary hitany fa efa voakodia lavidavitry ny fasana ny vato,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tazany ilay vatobe fa voakodia lavitry ny vavafasana;
Malagasy Bible 1865
Ary hitany fa, indro, ny vato efa voakodia niala tamin'ny fasana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hitany fa indro, ny vato efa voakodia niala tamin’ny fasana.
malagasy
Ary hitany fa, indro, ny vato efa voakodia niala tamin'ny fasana.