Luke 24:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny amin’ny nanoloran’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanapaka eto amintsika Azy hanamelohany Azy ho faty sy ny nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ny amin’ny nanoloran’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny lehibentsika Azy ho faty, mbamin’ny namantsihana Azy tamin’ny Hazofijaliana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanjo natolotry ny lohandoha-mpisorona sy ny manampahefana eto amintsika mba hohelohina ho faty ary nasainy nohomboana tamin’ny hazofijaliana.
Malagasy Bible 1865
dia ny amin'ny nanoloran'ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanapaka eto amintsika Azy hanamelohany Azy ho faty, sy ny nanomboany Azy tamin'ny hazo fijaliana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny amin’ny nanoloran’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanapaka eto amintsika Azy hanamelohany Azy ho faty sy ny nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana.
malagasy
dia ny amin'ny nanoloran'ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanapaka eto amintsika Azy hanamelohany Azy ho faty, sy ny nanomboany Azy tamin'ny hazo fijaliana.