Luke 24:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nantenainay fa Izy no Ilay efa hanavotra ny Israely; ary tsy izany ihany, fa androany no andro fahatelo taorianan’ny nitrangan’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanantena izahay fa hoe Izy no Ilay hanavotra an’i Israely: kanjo indro fa androany izao no andro fahatelo hatramin’ny nisehoan’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanantena izahay fa Izy no Ilay hanavotra an’i Israely, ary tsy izany ihany fa androany izao no andro fahatelo hatramin’ny nitrangan’izany.
Malagasy Bible 1865
Nefa nantenainay fa Izy no Ilay efa hanavotra ny Isiraely; ary tsy izany ihany, fa androany no andro fahatelo hatr'izay nahatongavan'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nantenainay fa Izy no Ilay efa hanavotra ny Israely; ary tsy izany ihany, fa androany no andro fahatelo taorianan’ny nitrangan’izany.
malagasy
Nefa nantenainay fa Izy no Ilay efa hanavotra ny Isiraely; ary tsy izany ihany, fa androany no andro fahatelo hatr'izay nahatongavan'izany.